|
|
|
|

Teny iditra1  olon-kova be
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona tsotsotra, tsy mandà izay omena sy ampanaovina azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] good-natured, kind, mild. See olom-be.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] [olon-kovabe] bonasse, qui prend tout en bonne part
Singan-teny  6  olon-kova, be
Tovy hevitra  7  olon-kova

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/27